Voices for Democracy and Justice is an independent platform run by independent journalists, activists and human right defenders amplifying stories about human rights and the issues that shape communities across Madagascar.

 

We cover politics, governance, environment, climate justice, education, health, inequality, media freedom, corruption, and community rights. We give space to voices that are often ignored or silenced, while remaining independent from political and institutional influence.

 

Support independent journalists telling stories that matter.

Contact: contact@voicesofordemocracyandjustice.org

Zo hiserasera aterineto malalaka

 

 

Mifaninana ankehitriny ireo mpanome tolotra aterineto eto Madagasikara mampidina ny vidin'ny serasera ahafahan'ny olona mifampiresaka sy mifanakalo hevitra ary manao fifampiraharahana ara-barotra. Tsara izany ho an'ny tia miditra sy miserasera, mividy sy mivarotra amin'ny alalan'ny aterineto. 

 

Saingy misy ny zavatra somary mahavariana. Afaka miditra malalaka amin'izay tranonkala sy aplia tiany idirany ve ny rehetra amin'ireo tolotra mampilendalenda ireo? Tonga izany fanontaniana izany satria misy ny sehatra tiana idirana nefa tsy mety tafiditra mihitsy fa lazaina ho tsy misy na tsy ampy ny vola ahafahana miditra amin'izany.

 

Ohatra iray monja no holazaina. Manana aplia manokana ny wikipedia, misy ny ofisialy ary misy hafa tsy ofisialy fa ezaky ny mpirotsaka. Tsy tafiditra amin'ireo aplia ireo mihitsy ny mpanoratra fa amin'ny alalan'ny mpitety toy ny chrome na firefox ihany vao azo tanterahina izany. Isika rehetra anefa mahafantaratra fa raki-pahalalàna anjotra ny wikipedia, natao hanovozana fahalalàna sy natao hianarana ihany koa. Lazao ny marina ry mpanome tolotra aterineto, mbola vitsy ihany ve ny sehatra  ahafahana miserasera (Facebook) dia kendainareo ny sehatra sy ny tranonkala hafa rehetra, sa ny serasera eto Madagasikara mihitsy no mbola marefo? Mitaky ny mangarahara amin'ity zavatra ity izahay. 

 

Zo Andriamifidisoa

 

zo@voicesofordemocracyandjustice.org  

Donate and Support Our Work

To continue this important work independently and reach more people, we need your support. Your donations, partnerships, volunteering, and help in spreading the word allow us to remain active and make a meaningful difference.

 

Your support helps us promote democracy, defend human rights, strengthen communities, and amplify voices that are too often unheard.

 

If you would like to support Voices for Democracy and Justice, please contact us for information about how to donate:

 

Email: contact@voicesofordemocracyandjustice.org

 

We will be happy to provide you with the available donation methods and answer any questions you may have.

Why Every Voice Matters in a Democracy

Democracy depends on participation. In times of injustice, silence helps the oppressor not the oppressed. Every voice no matter how small has power.

Voices for Democracy and Justice exists to amplify those often unheard. Whether you're voting, protesting, creating, or simply speaking out, you're part of the movement for change.

Raise your voice. Justice and democracy need all of us.