Voices for Democracy and Justice amplifies stories of democracy, human rights, and justice in Africa.

We focus on voices that are often silenced, activists, journalists, and everyday people challenging injustice and abuse of power. Run by a small, independent team, our work is driven by the belief that telling the truth is a form of resistance.

 

If our work speaks to you, consider supporting it.

Your contribution helps a small, independent platform continue telling stories that powerful people would rather keep hidden. Even a small donation makes a real difference.

 

Support independent voices for democracy and justice in Africa

SPEAKING TRUTH, DEMANDING JUSTICES

Tao ho ao, mafana ny toe-draharaha manerantany. Mihetsiketsika ny any amin'ny firenena maro. Mitroatra ny olona. 

 

Sri Lanka

Fahatapahan-jiro isan'andro sy olana angovo no nampisy ny fitokonana nitondra ho amin'ny fiovam-pitondrana tany Sri Lanka. 

 

Bengladesh

Fanoherana ny tsy rariny amin'ny fizarana anjara asam-panjakana no nampirotaka ny mpianatra niteraka fahafatesan'olona an'arivony tany Bengladesh, niala ny praiminisitra.

 

Nepal

Fanapahana ny sehatra media sosialy an'aterineto noho ny fihariharin'ny hantsana eo amin'ny mpitondra sy ny entina no nandrodanan'ny tanora ny governemanta komonista tao Nepal tanatin'ny 24 ora monja. 

 

Indonezia sy Timor Leste ary Philippines

Fanoherana ny tombontsoa mihoa-pampana ho an'ny parlemantera no nampirongatra ny tanora tao Indonezia sy Timor Leste. Kolikoly avo lenta no nampidina an-dalana ny tany Filipina ankoatra ireo maro tsy voatanisa any amin'ny faritra maro toy ny any Italia, Frantsa, Fanjakana Mitambatra, Però.

 

Madagasikara

Miainga amin'ny antso hamahana ny olan'ny jiro sy rano ihany koa no hitranga eto Madagasikara. Rehefa tsy mihaona ny lalàna sy ny rariny dia alonalona fotsiny ihany ny fitoniana. Lasa tsy mandeha amin'izay laoniny ny demôkrasia. 

Why Every Voice Matters in a Democracy

Democracy depends on participation. In times of injustice, silence helps the oppressor not the oppressed. Every voice no matter how small has power.

Voices for Democracy and Justice in Africa exists to amplify those often unheard. Whether you're voting, protesting, creating, or simply speaking out, you're part of the movement for change.

Raise your voice. Justice and democracy need all of us.